Job 36:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mampiala ny masony amin’ny marina Izy. Ny amin’ny mpanjaka dia ambonin’ny sezafiandrianany no ampitoerany azy ho mandrakizay ka tafasandratra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mampiala ny masony amin’ny olona marina Izy, sady mametraka ireny amin’ny seza fiandrianana miaraka amin’ny mpanjaka, ataony tafaorina ho mandrakizay, ka dia tafasandratra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miahy ny olo-marina mandrakariva Izy ka manandratra voninahitra azy sy mampaharitra azy eo amin’ny fitondrana toy ny mpanjaka eo amin’ny sezafiandrianany.
Malagasy Bible 1865
Tsy mampiala ny masony amin'ny marina Izy; Eo amin'ny mpanjaka ambonin'ny seza fiandrianany no ampitoerany azy ho mandrakizay, ka dia tafasandratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mampiala ny masony amin’ny marina Izy. Ny amin’ny mpanjaka dia ambonin’ny sezafiandrianany no ampitoerany azy ho mandrakizay ka tafasandratra izy.
malagasy
Tsy mampiala ny masony amin'ny marina Izy; Eo amin'ny mpanjaka ambonin'ny seza fiandrianany no ampitoerany azy ho mandrakizay, ka dia tafasandratra.