Job 36:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ambarany azy ny asany sy ny fahotany raha manandra-tena izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ambarany azy ireo izay nataony, dia ny fahotany vokatry ny fiavonavonany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny asany no ambaran’Andriamanitra azy: manota ireo, satria niavonavona.
Malagasy Bible 1865
Dia ambarany azy ny asany sy ny fahotany, fa efa nanandra-tena izy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ambarany azy ny asany sy ny fahotany raha manandra-tena izy.
malagasy
Dia ambarany azy ny asany sy ny fahotany, fa efa nanandra-tena izy ireny.