Job 37:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fofonain’Andriamanitra no mampisy ranomandry ka lasa mivaingana ny rano midadasika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fofon’ain’Andriamanitra mampivongana ranomandry ka tonga voageja ny rano be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fofonain’Andriamanitra no mampisy ny ranomandry ka mampivaingana ny velaran-drano.
Malagasy Bible 1865
Ny fofonain'Andriamanitra mahamisy ranomandry, ka voageja ny rano malalaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fofonain’Andriamanitra no mampisy ranomandry ka lasa mivaingana ny rano midadasika.
malagasy
Ny fofonain'Andriamanitra mahamisy ranomandry, ka voageja ny rano malalaka.