Job 37:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rahona matevina dia tambesarany rano ary ny rahona manelatrelatra dia aeliny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vesarany etona ny rahona; aeliny ny rahona mazava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia vesarany etona mando ny raho-matevina ka aeliny etsy sy eroa ombàn-tselatra.
Malagasy Bible 1865
Ny rahona matevina tambesarany rano, ary ny rahon'ny helatra dia ampieleziny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rahona matevina dia tambesarany rano ary ny rahona manelatrelatra dia aeliny.
malagasy
Ny rahona matevina tambesarany rano, ary ny rahon'ny helatra dia ampieleziny;[Heb. fahazavany]