Job 37:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mihodinkodina amin’izay itarihany azy ireo mba hanatanteraka izay rehetra andidiany azy eny ambonin’ny tany, manerana izao tontolo izao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka indreny tazana mankatsỳ mankarỳ ireny araka ny didiny, hanatanteraka izay rehetra andidiany azy, eny ambonin’ny tany misy mponina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no mampihodinkodina azy mba hahatanteraka, araka ny fikasany, izay rehetra nandidiany azy eran’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Dia mihodinkodina araka ny fitarihany azy ireo hanatanteraka izay rehetra andidiany azy eny ambonin'ny tany eran'izao tontolo izao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mihodinkodina amin’izay itarihany azy ireo mba hanatanteraka izay rehetra andidiany azy eny ambonin’ny tany, manerana izao tontolo izao,
malagasy
Dia mihodinkodina araka ny fitarihany azy ireo hanatanteraka izay rehetra andidiany azy eny ambonin'ny tany eran'izao tontolo izao,[Na: Eny ambonin'izao tontolo izao ho amin'ny tany]