Job 37:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na alatsany ho famaizana izany na hanasoa ny taniny na ho famindrampo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka mbetika ny mba hanasazy ny taniny, mbetika ho mariky ny fanambinany no anirahany azy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ataon’Andriamanitra mitranga na hamaizana ny tany, na hanambinana azy.
Malagasy Bible 1865
Na alatsany ho famaizana raha tokony ho an'ny taniny izany na ho famindram-po kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na alatsany ho famaizana izany na hanasoa ny taniny na ho famindrampo.
malagasy
Na alatsany ho famaizana raha tokony ho an'ny taniny izany na ho famindram-po kosa.[Na: alatsany ho famaizana, na hahasoa ny taniny, na ho famindram-po]