Job 37:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atongilano ny sofinao ka mihainoa, ry Joba! Mijanòna, koa mba diniho ny fahagagana ataon’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Jôba ô, tandremo izany zavatra izany, miatoa ianao handinika ny zava-mahagaga ataon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anongilano sofina izao lazaiko izao, ry Jôba. Miatoa kely aloha ka diniho ny zava-mahagaga ataon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa izany, ry Joba; Mijanona, ka mba diniho ny fahagagana ataon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atongilano ny sofinao ka mihainoa, ry Joba! Mijanòna, koa mba diniho ny fahagagana ataon’Andriamanitra!
malagasy
Mihainoa izany, ry Joba; Mijanona, ka mba diniho ny fahagagana ataon'Andriamanitra.