Job 37:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrao va ny fihevahevan’ny rahona matevina izay fahagagana ataon’Ilay tanteraka amin’ny fahalalana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azonao va ny fihevahèvan’ny rahona, ny zava-mahagaga ataon’Ilay manam-pahalalana tanteraka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrao koa ve ny mampihevaheva ny raho-matevina? Ny manao ireny zava-mahagaga ireny dia Ilay tanteraka amin’ny fahalalana;
Malagasy Bible 1865
Fantatrao va ny fihevahevan'ny rahona matevina, dia ny fahagagana avon'Ilay tanteraka amin'ny fahalalana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrao va ny fihevahevan’ny rahona matevina izay fahagagana ataon’Ilay tanteraka amin’ny fahalalana?
malagasy
Fantatrao va ny fihevahevan'ny rahona matevina, dia ny fahagagana avon'Ilay tanteraka amin'ny fahalalana?