Job 37:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao izay mahatsiaro ny fitafianao ho mafana raha migaingaina ny andro azon’ny rivotra avy any atsimo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ianao izay mafana ny fitafianao, raha mijanona ny tany mandritra ny fifofofofoan’ny rivotra, avy any atsimo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa dia mafana loatra anaty fitafianao, rehefa vesaran’ny andro migaingaina ny tany noho ny rivotra manempotra avy any atsimo.
Malagasy Bible 1865
Hianao izay mahatsiaro ny fitafianao ho mafana, raha migaingaina ny andro azon'ny rivotra avy any atsimo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao izay mahatsiaro ny fitafianao ho mafana raha migaingaina ny andro azon’ny rivotra avy any atsimo,
malagasy
Hianao izay mahatsiaro ny fitafianao ho mafana, raha migaingaina ny andro azon'ny rivotra avy any atsimo,