Job 37:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
moa va ianao niara-nanefy Taminy ny habakabaka izay mitoetra mafy toy ny fitaratra natao tamin’ny metaly voarendrika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba mahavelatra ny rahona toa Azy va ianao, ka mampitoetra mafy azy toa varahina manganohano?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaka nanampy an’Andriamanitra ve ianao, fony Izy nanefy ny habakabaka sy nahamafy izany toa fitara-by?
Malagasy Bible 1865
Moa ianao niara-nanao taminy va, raha namelatra ny habakabaka Izy, izay mitoetra mafy toy ny zavatra manganohano natao an-idina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
moa va ianao niara-nanefy Taminy ny habakabaka izay mitoetra mafy toy ny fitaratra natao tamin’ny metaly voarendrika?
malagasy
Moa ianao niara-nanao taminy va, raha namelatra ny habakabaka Izy, izay mitoetra mafy toy ny zavatra manganohano natao an-idina?