Job 37:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba ampianaro anay ary izay holazainay Aminy fa tsy hitanay izay halahatray noho ny haizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba atoroy anay hoe, izay tokony holazainay aminy; fa tsy mahay miteny aminy izahay fa tsy mba mahalala!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba ampianaro anay ireto àry, ry Jôba, izay holazainay amin’Andriamanitra. Fa tsy hitanay izay hotenenina noho ny haizin’ny tsy fahalalanay.
Malagasy Bible 1865
Mba ampianaro anay ary izay holazainay aminy; Fa tsy hitanay izay halahatray noho ny aizina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba ampianaro anay ary izay holazainay Aminy fa tsy hitanay izay halahatray noho ny haizina.
malagasy
Mba ampianaro anay ary izay holazainay aminy; Fa tsy hitanay izay halahatray noho ny aizina,