Job 37:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy tsara ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin’ny vavany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy, henoy ange ny fikotrokotroky ny feony, ny firohondrohona mivoaka avy amin’ny vavany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henoy, henoy ny fidoboky ny feon’Andriamanitra ary ny firohondrohona avoaky ny vavany.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin'ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy tsara ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin’ny vavany!
malagasy
Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin'ny vavany.