Job 37:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Holazaina Aminy va raha miteny aho? Moa tsy maintsy miteny va ny olona vao ho reny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ah! tsy hotaterina eny aminy anie ny teniko! Fa oviana moa no mba nisy olombelona nilaza fa maniry ny ho levona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hangataka ny hiteny aminy aho; sa maniry ny hataony levona ve ny tenako?
Malagasy Bible 1865
Holazaina aminy va, raha miteny aho? Moa misy olona maniry ho levona tokoa va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Holazaina Aminy va raha miteny aho? Moa tsy maintsy miteny va ny olona vao ho reny?
malagasy
Holazaina aminy va, raha miteny aho? Moa misy olona maniry ho levona tokoa va?[Heb. miteny ta-hatelina]