Job 37:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hita ankehitriny ny mazava izay notakotakonan’ny rahona; nefa nisy rivotra nandalo dia nampisava azy ihany izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mety hita ankehitriny ny fahazavan’ny masoandro, izay mamirapiratra ao ivohon’ny rahona; raha misy rivotra mandalo anefa, dia mampisava azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tampotampoka teo dia tsy hita ny fahazavana fa voatakon-drahona ny masoandro. Avy eo dia nisy rivotra nitsoka sy nampisava izany rahona izany.
Malagasy Bible 1865
Tsy hita ankehitriny ny mazava, Izay mamirapiratra any amin'ny rahona: Nefa raha mandalo ny rivotra, dia mampisava azy ihany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hita ankehitriny ny mazava izay notakotakonan’ny rahona; nefa nisy rivotra nandalo dia nampisava azy ihany izany
malagasy
Tsy hita ankehitriny ny mazava, Izay mamirapiratra any amin'ny rahona: Nefa raha mandalo ny rivotra, dia mampisava azy ihany izany.