Job 37:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka misy mazava mitarehim-bolamena tamy avy any avaratra. Ao amin’Andriamanitra dia misy famirapiratana mahatahotra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny volamena dia avy any avaratra no iaviany, fa Andriamanitra kosa mba mampatahotra lahy ny fiandrianany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tara-bolamena no nipoitra avy any avaratra, ary famirapiratana mahatahotra no indro manodidina an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Avy any avaratra no ihavian'ny mazava mitarehim-bolamena; Ao amin'Andriamanitra ny voninahitra mahatahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka misy mazava mitarehim-bolamena tamy avy any avaratra. Ao amin’Andriamanitra dia misy famirapiratana mahatahotra!
malagasy
Avy any avaratra no ihavian'ny mazava mitarehim-bolamena; Ao amin'Andriamanitra ny voninahitra mahatahotra.[Heb. ihavian'ny volamena]