Job 37:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no hatahoran’ny olona Azy; tsy mijery izay manao azy ho hendry Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka aoka hanaja Azy ny olombelona! Fa tsy jereny akory izay manao azy ho hendry».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izany no tokony hanajana an’Andriamanitra; fa tsy jereny kosa izay mihambo ho hendry.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no atahoran'ny olona Azy; Tsy mety mijery izay manao azy ho hendry Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no hatahoran’ny olona Azy; tsy mijery izay manao azy ho hendry Izy.
malagasy
Koa izany no atahoran'ny olona Azy; Tsy mety mijery izay manao azy ho hendry Izy.[Heb. ny hendry am-po; na: Tsy misy mahita Azy ny hendry am-po rehetra]