Job 37:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandefa izany ho eny ambanin’ny lanitra rehetra Izy ary ny tselatra hatrany amin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alefany tsy misy mpisakana izany ho etỳ ambany lanitra tsy hita lany, ary mamirapiratra hatrany amin’ny fara vazantany ny tselany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamakivaky ny lanitra manontolo ny tselany ka tonga hatrany am-paran’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Mandefa izany ho eny ambanin'ny lanitra rehetra Izy, ary ny helatra hatramin'ny faran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandefa izany ho eny ambanin’ny lanitra rehetra Izy ary ny tselatra hatrany amin’ny faran’ny tany.
malagasy
Mandefa izany ho eny ambanin'ny lanitra rehetra Izy, ary ny helatra hatramin'ny faran'ny tany.[Heb. fahazavany]