Job 37:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aorianan’izany dia misy feo mirohondrohona; mampikotrokotroka ny feony mahatalanjona Izy, koa rehefa re ny feony dia tsy sakanany intsony ny tselatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaraka izany, dia misy kotroka mipoaka, mampanehoeho ny feony mahery, ka raha vao re ny feony, dia tsy tanany ny tselatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aorian’izany dia re ny feon’Andriamanitra mirohondrohona amin-kery lehibe; koa mandritra ny andrenesana izany feony izany, dia avelany hipariaka ny tselatra
Malagasy Bible 1865
Manarakaraka izany, dia misy feo mirohondrohona; Mampikotrokotroka ny feon'ny fahalehibiazany Izy, ka rehefa re ny feony, dia tsy sakanany ny helatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aorianan’izany dia misy feo mirohondrohona; mampikotrokotroka ny feony mahatalanjona Izy, koa rehefa re ny feony dia tsy sakanany intsony ny tselatra.
malagasy
Manarakaraka izany, dia misy feo mirohondrohona; Mampikotrokotroka ny feon'ny fahalehibiazany Izy, ka rehefa re ny feony, dia tsy sakanany ny helatra.