Job 37:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampikotrokotroka ny fahagagana ataony Andriamanitra; manao zava-dehibe tsy takatry ny saintsika Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mikotrokotroka mahagaga amin’ny feony Andriamanitra; Manao zava-dehibe tsy takatry ny saintsika Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mirohondrohona ny feon’Andriamanitra ka mahatalanjona fatratra, satria tsy takatry ny saintsika ireo zavatra goavana vitany.
Malagasy Bible 1865
Mahagaga ny fikotrokotrok'Andriamanitra amin'ny feony; Manao zava-dehibe tsy takatry ny saintsika Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampikotrokotroka ny fahagagana ataony Andriamanitra; manao zava-dehibe tsy takatry ny saintsika Izy.
malagasy
Mahagaga ny fikotrokotrok'Andriamanitra amin'ny feony; Manao zava-dehibe tsy takatry ny saintsika Izy.