Job 37:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny orampanala dia baikoiny hoe: Milatsaha eny ambonin’ny tany ianao! Ary toy izany koa ny ranonorana mivatravatra; eny, ny ranonorany mivatravatra mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny oram-panala ilazany hoe: ‹Milatsaha amin’ny tany›; ny tandrifin-drahona mbamin’ny orana mivatravatra baikoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny ranomandry baikoiny hoe: «Milatsahà amin’ny tany». Izany koa no ataony amin’ny orana, dia amin’ny oram-be mivatravatra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny oram-panala baikoiny hoe: Milatsaha eny ambonin'ny tany ianao; Ary toy izany koa ny ranonorana mivatravatra, eny, dia ny ranonorany mivatravatra mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny orampanala dia baikoiny hoe: Milatsaha eny ambonin’ny tany ianao! Ary toy izany koa ny ranonorana mivatravatra; eny, ny ranonorany mivatravatra mafy.
malagasy
Fa ny oram-panala baikoiny hoe: Milatsaha eny ambonin'ny tany ianao; Ary toy izany koa ny ranonorana mivatravatra, eny, dia ny ranonorany mivatravatra mafy.