Job 37:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manakombona ny tanan’ny olona rehetra amin’ny tombo-kase Izy, mba hahafantatra ny asany ny olona rehetra izay nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asiany tombokase ny tanan’ny olombelona rehetra, mba hahalalan’ny olona rehetra ny mpahary azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aatony ny asan’ny olona tsirairay avy mba hieken’ny olombelona rehetra ny zavatra vitan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Mampiohona ny tanan'ny olona rehetra Izy, mba samy hahalala izany ny olona rehetra izay nataony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manakombona ny tanan’ny olona rehetra amin’ny tombo-kase Izy, mba hahafantatra ny asany ny olona rehetra izay nataony.
malagasy
Mampiohona ny tanan'ny olona rehetra Izy, mba samy hahalala izany ny olona rehetra izay nataony;[Heb. manisy tombo-kase]