Job 37:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miditra ao amin’ny fiereny koa ny bibidia ka mamitsaka ao an-davany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny biby miditra amin’ny lavany, dia mijanona ao an-davany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na ny biby aza dia miditra ao am-ponenany ka mamitsaka ao amin’ny toeram-piereny.
Malagasy Bible 1865
Ary miditra ao am-piereny koa ny bibidia ka mamitsaka ao an-davany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miditra ao amin’ny fiereny koa ny bibidia ka mamitsaka ao an-davany.
malagasy
Ary miditra ao am-piereny koa ny bibidia ka mamitsaka ao an-davany.