Job 37:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy any atsimo ny tadio ary entin’ny rivotra avy any avaratra ny hatsiaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tadio miala amin’ny fitoerany miafina, ny rivotra avy avaratra mampisy fanala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga avy any atsimo ny rivo-doza ary avy any avaratra ny hatsiaka.
Malagasy Bible 1865
Avy any atsimo ny tadio, ary entin'ny rivotra avy any avaratra ny hatsiaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy any atsimo ny tadio ary entin’ny rivotra avy any avaratra ny hatsiaka.
malagasy
Avy any atsimo ny tadio, ary entin'ny rivotra avy any avaratra ny hatsiaka.[Heb. efi-trano][Heb. avy amin'ireo mpanahakahaka]