Job 38:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tao anatin’ny tafio-drivotra NY TOMPO no namaly an’i Joba hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly an’i Jôba i Iaveh tao anatin’ny tafio-drivotra ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy ao anaty tafio-drivotra ny TOMPO no namaly an’i Jôba ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary teo anatin'ny tafio-drivotra Jehovah dia namaly an'i Joba ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tao anatin’ny tafio-drivotra NY TOMPO no namaly an’i Joba hoe:
malagasy
[Ny teny navalin'i Jehovah an'i Joba] Ary teo anatin'ny tafio-drivotra Jehovah dia namaly an'i Joba ka nanao hoe: