Job 38:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nandidy ny ho fetrany sady nanisy hidy sy varavarana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha nampanaiky azy ny didiko sy nanisy hidy amam-baravarana taminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namoaka didy aho hamerako ny fitroarany ary nanisy varavarana mihidy teo anoloany
Malagasy Bible 1865
Ary nandidy ny ho fetrany sady nanisy hidy sy varavarana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nandidy ny ho fetrany sady nanisy hidy sy varavarana
malagasy
Ary nandidy ny ho fetrany sady nanisy hidy sy varavarana