Job 38:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Hatreto no azonao androsoana ka tsy hihoatra azy ary eto no hampijanonana ny fisafoaky ny onjanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nilaza taminy hoe: ‹Hatreto alehanao, ka tsy hihoatra, fa eto no hijanona ny fianjonanjonan’ny onjanao?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady niteny taminy hoe: «Hatreto ihany fa tsy mahazo mihoatra; eto no hifarana ny fisafoaky ny onjanao!»
Malagasy Bible 1865
Ka nanao hoe: Hatreto no azonao androsoana ka tsy hihoatra, ary eto no hampijanonana ny fisafoaky ny onjanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Hatreto no azonao androsoana ka tsy hihoatra azy ary eto no hampijanonana ny fisafoaky ny onjanao?
malagasy
Ka nanao hoe: Hatreto no azonao androsoana ka tsy hihoatra, ary eto no hampijanonana ny fisafoaky ny onjanao?