Job 38:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatrizay niainanao, moa mba efa nandidy ny maraina va ianao? Efa notoroanao ny fitoerany va ny fiposaky ny andro
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba efa nandidy maraina va ianao hatrizay niainanao? Moa nanondro ny fitoerany tamin’ny mazava atsinanana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray maka teo amin’ny androm-piainanao mba efa nibaiko ny hisian’ny maraina ve ianao? Efa notondroinao toerana ve ny mazava atsinanana
Malagasy Bible 1865
Hatrizay niainanao moa mba efa nandidy ny maraina va ianao? Efa notoroanao ny fitoerany va ny fipoak'andro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatrizay niainanao, moa mba efa nandidy ny maraina va ianao? Efa notoroanao ny fitoerany va ny fiposaky ny andro
malagasy
Hatrizay niainanao moa mba efa nandidy ny maraina va ianao? Efa notoroanao ny fitoerany va ny fipoak'andro,