Job 38:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba handraisany ny sisin’ny tany ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba handraisany ny tany amin’ny sisiny, sy hanintsanany ny ratsy fanahy hiala eo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba handraisany ny tany amin’ny sisiny ka hakopany hihintsanan’ny olon-dratsy?
Malagasy Bible 1865
Mba horaisiny ny sisin'ny tany. Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba handraisany ny sisin’ny tany ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy?
malagasy
Mba horaisiny ny sisin'ny tany. Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy?