Job 38:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia miova tahaka ny tanimanga fanaovana fitombo-kase ny endriny ka miseho tahaka ny lamba misoratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hananan’ny tany endrika toy ny tanimanga voatombokase, ary hisehoany voaravaka toy ny manao fanamiana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izay ny tany dia hiseho endrika tahaka ny tanimanga voatombokase, ary miloko tahaka ny lamba misoratsoratra.
Malagasy Bible 1865
Ary hiova tahaka ny tanimanga tombohin-kase ny endriny, ka hiseho tahaka ny lamba misoratra ny tarehiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia miova tahaka ny tanimanga fanaovana fitombo-kase ny endriny ka miseho tahaka ny lamba misoratra.
malagasy
Ary hiova tahaka ny tanimanga tombohin-kase ny endriny, ka hiseho tahaka ny lamba misoratra ny tarehiny, [Heb. fitafiana]