Job 38:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hosakanana ny fahazavan’ny ratsy fanahy ka ho tapaka ny sandry naingaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hananan’ny mpanao ratsy ny fahazavany; ary hotapahina ny sandry efa voaainga hanao ratsy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hoesorina amin’ny olon-dratsy ny fahazavàny ary hotapahina izay sandry miainga hamely olona.
Malagasy Bible 1865
Ary hosakanana ny fahazavan'ny ratsy fanahy, ka ho tapaka ny sandry naingaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hosakanana ny fahazavan’ny ratsy fanahy ka ho tapaka ny sandry naingaina.
malagasy
Ary hosakanana ny fahazavan'ny ratsy fanahy, ka ho tapaka ny sandry naingaina.