Job 38:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa efa niditra hatrany amin’ny loharanon’ny ranomasina va ianao ary efa nandehandeha tany amin’ny fanambanin’ny lalina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba efa nidina tany amin’ny loharanon-dranomasina va ianao sy efa nitsangantsangana tany amin’ny fanambanin’ny hantsana va ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa tonga tany an-doharanon-dranomasina ve ianao na efa nandehandeha tany amin’ny fanambanin’ny lalina?
Malagasy Bible 1865
Moa efa niditra hatrany amin'ny loharanon-dranomasina va ianao, ary efa nandehandeha tany amin'ny fanambanin'ny lalina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa efa niditra hatrany amin’ny loharanon’ny ranomasina va ianao ary efa nandehandeha tany amin’ny fanambanin’ny lalina?
malagasy
Moa efa niditra hatrany amin'ny loharanon-dranomasina va ianao, ary efa nandehandeha tany amin'ny fanambanin'ny lalina?