Job 38:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa efa naharihary taminao va ny vavahadin’ny fahafatesana? Ary efa hitanao va ny vavahadin’ny aloky ny fahafatesana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nisokatra teo anatrehanao va ny vavahadin’ny fahafatesana, sy efa hitanao va ny varavaran’ny fonenana manjombona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa naseho anao ve ny vavahadin’ny fahafatesana, ka nahazoanao nahita ny fidirana mankao amin’ny sehatra maizin’ny fahafatesana?
Malagasy Bible 1865
Moa efa naharihary taminao va ny vavahadin'ny fahafatesana? Ary efa hitanao va ny vavahadin'ny aloky ny fahafatesana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa efa naharihary taminao va ny vavahadin’ny fahafatesana? Ary efa hitanao va ny vavahadin’ny aloky ny fahafatesana?
malagasy
Moa efa naharihary taminao va ny vavahadin'ny fahafatesana? Ary efa hitanao va ny vavahadin'ny aloky ny fahafatesana?