Job 38:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa efa voadinikao ny fivelatry ny tany? Ambarao ary raha fantatrao izany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa takatrao va ny halalahan’ny tany? Lazao raha mahalala izany rehetra izany ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa voadinikao ve ny fidadasiky ny velaran-tany? Valio aho raha toa hainao izany rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Moa efa voadinikao ny hatrany amin'ny fahalalahan'ny tany? Ambarao ary, raha fantatrao izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa efa voadinikao ny fivelatry ny tany? Ambarao ary raha fantatrao izany rehetra izany.
malagasy
Moa efa voadinikao ny hatrany amin'ny fahalalahan'ny tany? Ambarao ary, raha fantatrao izany rehetra izany.