Job 38:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza ary no lalana ho any amin’ny fonenan’ny mazava? Ary aiza ny fitoeran’ny maizina
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza ny lalana mankany amin’ny fonenan’ny mazava, ary aiza no fitoeran’ny maizina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aiza àry no lalana mankany amin’ny fonenan’ny mazava? Ary aiza koa no toerana misy ny haizina,
Malagasy Bible 1865
Aiza ary no lalana ho any amin'ny fonenan'ny mazava? Ary aiza no fitoeran'ny maizina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza ary no lalana ho any amin’ny fonenan’ny mazava? Ary aiza ny fitoeran’ny maizina
malagasy
Aiza ary no lalana ho any amin'ny fonenan'ny mazava? Ary aiza no fitoeran'ny maizina?