Job 38:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin’ny teny tsy misy fahalalana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Iza moa izato manamaizina ny fandaharan’Andriamanitra amin’ny teny tsy misy fahalalana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zovy moa ianao no sahy maneso ny fikasàko amin’ireo teny foana tsisy dikany?
Malagasy Bible 1865
Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin'ny teny tsy misy fahalalana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin’ny teny tsy misy fahalalana?
malagasy
Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin'ny teny tsy misy fahalalana?