Job 38:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitsenanao azy any amin’ny faran’ny alehany satria fantatrao ny lalana ho any an-tranony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hainao samborina va izy eny amin’ny taniny? Fantatrao va ny lalana eny amin’ny fonenany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hitondranao azy any amin’ny faritra ka hahafantaranao ny sakeli-dalana ho any an-tranony?
Malagasy Bible 1865
Mba hitondranao izany ho amin'ny faran'ny alehany, ary ho fantatrao ny lalana ho any an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitsenanao azy any amin’ny faran’ny alehany satria fantatrao ny lalana ho any an-tranony?
malagasy
Mba hitondranao izany ho amin'ny faran'ny alehany, ary ho fantatrao ny lalana ho any an-tranony.