Job 38:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, fantatrao mantsy izany satria efa teraka ianao tamin’izay ary maro ny isan’ny andronao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrao tokoa mantsy izany a, fa ianao efa teraka talohan’izany, ary efa maro manao ahoana ny isan’ny andronao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony ho fantatrao tsara izany satria efa teraka ianao tamin’izay ary marobe ny isan’ny androm-piainanao!
Malagasy Bible 1865
Eny, fantatrao mantsy izany, satria efa teraka ianao tamin'izay, ary maro ny isan'ny andronao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, fantatrao mantsy izany satria efa teraka ianao tamin’izay ary maro ny isan’ny andronao!
malagasy
Eny, fantatrao mantsy izany, satria efa teraka ianao tamin'izay, ary maro ny isan'ny andronao!