Job 38:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa efa niditra tany amin’ny trano fitahirizana ny orampanala va ianao? Ary efa hitanao va ny trano fitahirizana ny havandra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nidiranao va ny firaketana ny oram-panala? Efa hitanao va ny fitahirizana ny havandra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa notsidihinao ve ny fitehirizana ny orampanala ary efa hitanao ve ny fanangonana ny havandra,
Malagasy Bible 1865
Moa efa niditra tany amin'ny firaketana ny oram-panala va ianao? Ary efa hitanao va ny firaketana ny havandra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa efa niditra tany amin’ny trano fitahirizana ny orampanala va ianao? Ary efa hitanao va ny trano fitahirizana ny havandra
malagasy
Moa efa niditra tany amin'ny firaketana ny oram-panala va ianao? Ary efa hitanao va ny firaketana ny havandra,