Job 38:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay voatahiriko ho amin’ny andro fahoriana, dia ny andro misy ady sy tafika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay tahiriziko ho vonon-ko amin’ny andro fampahoriana, dia amin’ny andro misy ady aman-tafika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa voatahiriko ho amin’ny androm-pahoriana ireo, dia ny andro ifamelezana sy iadiana.
Malagasy Bible 1865
Izay voatahiriko ho amin'ny andro fahoriana, dia ny andro misy ady sy tafika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay voatahiriko ho amin’ny andro fahoriana, dia ny andro misy ady sy tafika?
malagasy
Izay voatahiriko ho amin'ny andro fahoriana, dia ny andro misy ady sy tafika?