Job 38:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza moa no lalana izarazaran’ny mazava sy ielezan’ny rivotra avy any atsinanana ho etỳ ambonin’ny tany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza ho aiza no lalana izarazaran’ny mazava?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aiza moa ny lalana ipariahan’ny fahazavana, ary ny toerana iaingan’ny rivotra avy atsinanana mba hielezany etỳ ambonin’ny tany?
Malagasy Bible 1865
Aiza moa no lalana izarazarana ny mazava sy ielezan'ny rivotra avy any atsinanana ho etỳ ambonin'ny tany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza moa no lalana izarazaran’ny mazava sy ielezan’ny rivotra avy any atsinanana ho etỳ ambonin’ny tany?
malagasy
Aiza moa no lalana izarazarana ny mazava sy ielezan'ny rivotra avy any atsinanana ho etỳ ambonin'ny tany?