Job 38:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no nihady lalan-drano ho an’ny ranonorana mirotsaka be sy lalan-kaleha ho an’ny tselatra sy kotrokorana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nihady lakan-drano halehan’ny tandrifin-drahona, sy nanoritra ny lalan-karahin’ny tsela-baratra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no nihady lalan-drano hikorianan’ny oram-be sy nanoritra ny lalan’ny varatra mikotrokotroka?
Malagasy Bible 1865
Iza moa no nihady lalan-drano ho an'ny ranonorana mirotsaka be, sy lalan-kaleha ho an'ny helatry ny kotrokorana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no nihady lalan-drano ho an’ny ranonorana mirotsaka be sy lalan-kaleha ho an’ny tselatra sy kotrokorana
malagasy
Iza moa no nihady lalan-drano ho an'ny ranonorana mirotsaka be, sy lalan-kaleha ho an'ny helatry ny kotrokorana,