Job 38:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hilatsahan’ny ranonorana ambonin’ny tany izay tsy itoeran’olona, dia any amin’ny tany efitra tsy misy mponina
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hilatsahan’ny ranonorana amin’ny tany tsy onenana, sy amin’ny efitra tsy misy olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no nampisy orana amin’ny tany foana, sy amin’ny taniefitra tsy misy olona,
Malagasy Bible 1865
Handatsaka ranonorana ambonin'ny tany izay tsy itoeran'olona, dia any amin'ny efitra tsy misy mponina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hilatsahan’ny ranonorana ambonin’ny tany izay tsy itoeran’olona, dia any amin’ny tany efitra tsy misy mponina
malagasy
Handatsaka ranonorana ambonin'ny tany izay tsy itoeran'olona, dia any amin'ny efitra tsy misy mponina,