Job 38:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hahavonto ny tany ngazana sy ny tany foana ary hampitsimoka ny ahitra sy hampaniry azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary handemany ny tany lemaka malalaka sy foana, ka hitsimohan’ny ahi-maitso amin’ireny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hahavonto rano ny tany karankaina ka hampaniry ny ahi-maitso vao mitsimoka?
Malagasy Bible 1865
Mba hahavonto ny efitra sy ny tany foana, ary hampitsimoka ny ahitra vao mitsiry?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hahavonto ny tany ngazana sy ny tany foana ary hampitsimoka ny ahitra sy hampaniry azy?
malagasy
Mba hahavonto ny efitra sy ny tany foana, ary hampitsimoka ny ahitra vao mitsiry?