Job 38:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana ray va ny ranonorana? Ary iza kosa no miteraka ny ranonando?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manan-dray va ny ranonorana? Zovy no niteraka ny ranonando mitete?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manan-dray ve ny ranonorana? Ary iza no niteraka ny ranonando mitete?
Malagasy Bible 1865
Manan-dray va ny ranonorana? Ary iza kosa no miteraka ny ranon'ando?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana ray va ny ranonorana? Ary iza kosa no miteraka ny ranonando?
malagasy
Manan-dray va ny ranonorana? Ary iza kosa no miteraka ny ranon'ando?