Job 38:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kibon’iza moa no niavian’ny ranomandry? Ary ny vongam-panala avy amin’ny lanitra, iza no niteraka azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kibon’iza no nivoahan’ny ranomandry? Ary ny fanalan’ny lanitra iza no niteraka azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kibon’iza no nivoahan’ny ranomandry ary iza no niteraka ny fanàlan’ny lanitra,
Malagasy Bible 1865
Kibon'iza moa no nihavian'ny ranomandry? Ary ny vongam-panala avy amin'ny lanitra, iza no niteraka azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kibon’iza moa no niavian’ny ranomandry? Ary ny vongam-panala avy amin’ny lanitra, iza no niteraka azy?
malagasy
Kibon'iza moa no nihavian'ny ranomandry? Ary ny vongam-panala avy amin'ny lanitra, iza no niteraka azy?