Job 38:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misikìna ary tahaka ny lehilahy fa hanadina anao Aho ka valio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misikìna àry toy ny lehilahy: fa ndeha hanadina anao Aho nandatsaka ny fanorenan’ny tany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misikîna àry ho tena lehilahy, fa hanontany anao Aho ka hovalianao.
Malagasy Bible 1865
Misikina ary tahaka ny lehilahy; Fa hanadina anao Aho, ka valio:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misikìna ary tahaka ny lehilahy fa hanadina anao Aho ka valio.
malagasy
Misikina ary tahaka ny lehilahy; Fa hanadina anao Aho, ka valio: