Job 38:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga mafy toy ny vato ny rano ary mitambatra ny fanambonin’ny lalina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no hihamafisan’ny rano toy ny vato ary anjarian’ny fanambonin’ny hantsana ho rano mandry?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka mahatonga ny rano hihamafy toy ny vato ary mahatonga ny velaran-dranomasina handry?
Malagasy Bible 1865
Tonga mafy toy ny vato ny rano, Ary mitambatra ny fanambonin'ny lalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga mafy toy ny vato ny rano ary mitambatra ny fanambonin’ny lalina.
malagasy
Tonga mafy toy ny vato ny rano, Ary mitambatra ny fanambonin'ny lalina.