Job 38:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahavona ny kofehin’ny Ikotokelimiadilaona va ianao na mahavaha ny fatoran’ny Telonohorefy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao va no mamòna ny kofehin’i Ikotokelimiadilaona, sa hainao vahana ny gadran’ny telonohorefy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa ve ianao mahafatotra mitambatra ny vondron-kintana Ikotokelimiadilaona, na mahavaha ireo tady mamehy ny vondron-kintana Telonohorefy,
Malagasy Bible 1865
Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahavona ny kofehin’ny Ikotokelimiadilaona va ianao na mahavaha ny fatoran’ny Telonohorefy?
malagasy
Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy?