Job 38:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahavoaka ireo vondron-kintana amin’ny fotoanany va ianao? Ary mahatondra an’i Bera mbamin’ny zanany va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao va no mampiposaka ny antokon-kintana amin’ny fotoany, sy mitarika ny Orsa omban’ny zanany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na mampitranga ny andian-kintana ara-potoana, na koa mahatarika ny vondron-kintana Orsa lehibe mbamin’ny vondron-kintana zanany Orsa kely?
Malagasy Bible 1865
Mahavoaka ny Mazarota amin'ny fotoany va ianao? Ary mahatondra ny Bera mbamin'ny zanany va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahavoaka ireo vondron-kintana amin’ny fotoanany va ianao? Ary mahatondra an’i Bera mbamin’ny zanany va ianao?
malagasy
Mahavoaka ny Mazarota amin'ny fotoany va ianao? Ary mahatondra ny Bera mbamin'ny zanany va ianao? [Anaran-kintana; ny Zôdiaka(?)]