Job 38:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrao va ny lalàna eny amin’ny lanitra? Ary mahafehy ny fanapahan’ireny etỳ an-tany va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahalala ny lalan’ny lanitra va ianao, sy mandahatra ny asan’ny heriny amin’ny tany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahalala ireo lalàna mifehy ny lanitra ve ianao ary mandrindra ny fiantraikany amin’ny tany?
Malagasy Bible 1865
Fantatrao va ny lalàn'ny lanitra? Ary manendry ny fanapahan'ireny ny tany va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrao va ny lalàna eny amin’ny lanitra? Ary mahafehy ny fanapahan’ireny etỳ an-tany va ianao?
malagasy
Fantatrao va ny lalàn'ny lanitra? Ary manendry ny fanapahan'ireny ny tany va ianao?